1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny Fikh sy ny fitspiny

Hadith Voatonona teo anatrehan’ny Mpaminany (S.A.W) ilay lehilahy natory nandritra ny alina mandra-maraina, dia niteny izy hoe : “Io dia lehilahy iray izay namanian’ny satana teo amin'ny sofiny roa, na koa niteny hoe : teo an-tsofiny”

عَنْ عَبْدِ اللَّهِ بنِ مسعُودٍ رَضِيَ اللَّهُ عَنْهُ قَالَ:
ذُكِرَ عِنْدَ النَّبِيِّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ رَجُلٌ نَامَ لَيْلَهُ حَتَّى أَصْبَحَ، قَالَ: «ذَاكَ رَجُلٌ بَالَ الشَّيْطَانُ فِي أُذُنَيْهِ، أَوْ قَالَ: فِي أُذُنِهِ».

Tatitra azo avy amin'i Abdollahi bin Maso’di (R.A) niteny manao hoe :
Voatonona teo anatrehan’ny Mpaminany (S.A.W) ilay lehilahy natory nandritra ny alina mandra-maraina, dia niteny izy hoe : “Io dia lehilahy iray izay namanian’ny satana teo amin'ny sofiny roa, na koa niteny hoe : teo an-tsofiny”.

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim Sahìh Al-Bokhari - 3270

Ny fanazavana

Nolazaina teo anatrehan'ny Mpaminany (S.A.W) momba ilay lehilahy iray izay natory mandra-pahamarain'ny andro sy niposaka ny masoandro ary tsy nitsangana tamin'ny vavaka tsy maintsy atao, dia hoy izy hoe : Lehilahy namanian'ny devoly ny sofiny.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Fankahalana ny famelana ny vavaka amin’ny alina, ary noho i Satana izany.
  2. Fitandremana amin'ny devoly izay manenjika olona amin'ny làlana rehetra mba hisakanana azy tsy hankatò an’I Allah Ilay Tsitoha.
  3. Hoy I Ibn Hajar : Ny teniny : (Tsy nitsangana hivavaka izy) ny tiany ho lazaina dia ny vatana, ary mety hidika hoe fifanekena izany, ary ny tiany lazaina dia ny hoe vavaka alina na vavaka tsy maintsy atao.
  4. Hoy i Al-Tibi : Notsiahiviny manokana ny sofina, na dia ny maso no mety kokoa ho an'ny torimaso, izay manondro ny hamafin'ny torimaso, dia ny sofina no loharanon'ny saina, ary ny amany no nolazainy manokana; Satria mora kokoa ny miditra ao anaty lavaka ary miditra haingana kokoa amin'ny lalan-drà, dia miteraka hakamoana amin'ny taova rehetra.

Fanehona ny dikanteny

51 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
MOS Moore الموري
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية