1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny Fikh sy ny fitspiny

Hadith “Izay nifehy iray andro amin’ny làlan’I Allah (noho tompo Allah) dia ho halavirin’I Allah im-pitopolo KHARIFA amin’ny Afobe ilay olona ”

عَنْ أَبِي سَعِيدٍ الْخُدْرِيِّ رَضِيَ اللهُ عَنْهُ قَالَ: سَمِعْتُ رَسُولَ اللهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ يَقُولُ:
«مَنْ صَامَ يَوْمًا فِي سَبِيلِ اللهِ بَاعَدَ اللهُ وَجْهَهُ عَنِ النَّارِ سَبْعِينَ خَرِيفًا».

Tatitra azo avy tamin'i Abo Saï'd Al-Khodory (R.A) niteny : Izaho naheno an'ilay Irak'Allah (S.A.W) niteny manao hoe :
“Izay nifehy iray andro amin’ny làlan’I Allah (noho tompo Allah) dia ho halavirin’I Allah im-pitopolo KHARIFA amin’ny Afobe ilay olona ”

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim Sahìh Moslim - 1153

Ny fanazavana

Nanazava ny Mpaminany (S.A.W) fa izay nifehy indray andro mandritra ny jiady, ary voalaza momba ny jiady sy ny andro hafa, noho Allah irery, mitady valisoa sy fahasoavana avy amin'I Allah; dia Allah noho ny fahasoavany hiaro azy amin’ny Afobe mandritra ny fitopolo taona.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Hoy i Al-Nawawi : Ny hatsaran'ny fifadian-kanina ho an'I Allah, ary mihatra amin'ireo izay tsy voadona amin'izany, izay tsy very zo amin'izany, ary tsy manelingelina ny ady na ny iraka hafa amin'izany.
  2. Famporisihana sy fampitsiriritana ny fifehezana an-tsitrapo.
  3. Ilaina ny fahadiovam-po sy fitadiavanan ny fifalian'I Allah, ary tsy tokony hifehy noho ny fireharehana na ny laza na noho ny tanjona hafa.
  4. Hoy i Al-Sindhi : Ny teniny (noho an'I Allah), dia mety ho fanitsiana ny fikasana fotsiny no tiana ho lazaina, ary mety ho ny tiana ho lazaina amin'izany dia ny hoe nifady hanina izy fony izy manao jihady, ary ny ny faharoa dia ilay manao azy an-tsitrapo.
  5. Hoy I Ibn Hajar : Ny teniny : (fitopolo fararano) dia fotoana fantatra amin'ny taona ny fararano, ary ny tiana ho lazaina eto dia ny taona, ary ny fararano dia voatokana ho lazaina tsy misy ny vanim-potoana sisa - fahavaratra, ririnina ary lohataona -; Satria ny fararano no vanim-potoana madio indrindra satria mijinja ny vokatra.

Fanehona ny dikanteny

47 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
NE नेपाली Nepalianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
MOS Moore الموري
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية