1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny Fikh sy ny fitspiny

Hadith Niaraka nanao Eid tamin'i Omar bin Al-Khattab (R.A) aho, ka hoy izy : Ireo roa ireto no andro nandraran'ny irak'Allah ny fifehezana : ny andro hitsaharanareo amin'ny fifehezanareo, ary amin'ny andro hafa izay hihinananareo amin'ny fomba fanaonareo

عَنْ أَبِي عُبَيْدٍ، مَوْلَى ابْنِ أَزْهَرَ، قَالَ:
شَهِدْتُ العِيدَ مَعَ عُمَرَ بْنِ الخَطَّابِ رَضِيَ اللَّهُ عَنْهُ، فَقَالَ: هَذَانِ يَوْمَانِ نَهَى رَسُولُ اللَّهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ عَنْ صِيَامِهِمَا: يَوْمُ فِطْرِكُمْ مِنْ صِيَامِكُمْ، وَاليَوْمُ الآخَرُ تَأْكُلُونَ فِيهِ مِنْ نُسُكِكُمْ.

Tatitra azo avy tamin'i Abo Ombaid Maola Ibn Azhar, niteny :
Niaraka nanao Eid tamin'i Omar bin Al-Khattab (R.A) aho, ka hoy izy : Ireo roa ireto no andro nandraran'ny irak'Allah ny fifehezana : ny andro hitsaharanareo amin'ny fifehezanareo, ary amin'ny andro hafa izay hihinananareo amin'ny fomba fanaonareo.

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim Sahìh Al-Bokhari - 1990

Ny fanazavana

Nandrara ny fifehezana amin'ny andro Eid al-Fitr sy Eid al-Adha ny Mpaminany (S.A.W). Satria ny amin’ny Eid al-Fitr dia andro fiatoana amin’ny volana Ramadany, ary ny amin’ny Eid al-Adha kosa dia andro fihinanana ny biby natao sorona.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Fandrarana ny fifadian-kanina amin'ny andro Eid al-Fitr, Eid al-Adha ary ny andron'ny Tashreeq. Satria mifandray amin’ny andron’ny sorona izany, afa-tsy ireo izay tsy mahita biby atao sorona, ka amin’izany dia azo atao ny mifady hanina amin’ny andron’ny Tashreeq.
  2. Hoy I Ibn Hajar : Voalaza hoe : Ny tombony amin'ny famaritana ny roa andro dia fonondrona ny antony tsy maintsy hanapahana azy ireo, dia ny fisarahana amin'ny fifadian-kanina, ary ny fanehoana ny fahavitany irery amin'ny alàlan'ny fitsaharan'ny fifadian-kanina aorian'izany, ary ny iray kosa dia natao fanatitra ho an'ny fanao amin'ny famonoana azy hoanina amin'izany.
  3. Tsara ho an'ny mpitory teny ny hanonona ao amin’ny toriteniny ny didy mifandraika amin’ny fotoany sy hanadihady ny zava-nitranga.
  4. Ny maha ara-dalàna ny fihinanana ao anatin'ny andron'ny Eid.

Fanehona ny dikanteny

46 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
NE नेपाली Nepalianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
MOS Moore الموري
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية