1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny HADITH sy ny Siansa

Hadith Soraty, fa mianiana aho amin'ilay mitazona ny fanahiko eo am-pelatànany, tsy misy mivoaka avy aminy afa-tsy ny fahamarinana ihany”

عن عبدِ الله بن عمرو رضي الله عنهما قال:
كنتُ أكتبُ كلَّ شيءٍ أسمعُه من رسولِ الله صلَّى الله عليه وسلم أُريدُ حفْظَه، فنهتْني قريشٌ، وقالوا: أتكْتبُ كلَّ شيءٍ تَسمَعُه من رسول الله صلَّى الله عليه وسلم، ورسولُ الله صلَّى الله عليه وسلم بَشَرٌ يتكلَّمُ في الغضَبِ والرِّضا؟ فأمسَكتُ عن الكتاب، فذكرتُ ذلك لرسول الله صلَّى الله عليه وسلم، فأومأ بإصبَعِه إلى فيه، فقال: «اكتُبْ، فوالذي نفسي بيدِه، ما يَخرُجُ منه إلا حقٌّ».

Tatitra azo avy tamin'i Abdollahi bn Àmro (R.A) niteny hoe :
Nosoratako avokoa izay rehetra henoko tamin'ny irak'Allah, izay tiako hotadidina, fa noraran'ny koraisita aho, ary hoy izy ireo : Moave soratanao daholo izay renao avy amin'ny irak'Allah (S.A.W)?, Nefa ny Mpaminany (S.A.W) anie olombelona miteny am-pahatezerana sy am-pahatsorana? dia najanoko ny fanoratana ary nolazaiko tamin’ny irak’Allah izany, ka nanondro ny vavany tamin’ny rantsantanany izy (Mpaminany) ary niteny hoe : “Soraty, fa mianiana aho amin'ilay mitazona ny fanahiko eo am-pelatànany, tsy misy mivoaka avy aminy afa-tsy ny fahamarinana ihany”.

Mari-pototra Notantarain'i Abo Daòd Sonan Abo Daòd - 3646

Ny fanazavana

Nilaza i Abdollah bin Àmr (R.A) : Nanoratra izay rehetra reko tamin'ny irak'Allah aho mba hitahirizana izany an-tsoratra, ka nisy andian'olona maro avy amin'ny nanakana ahy, ary niteny izy ireo hoe : Ny irak'Allah (S.A.W) dia olombelona miteny amin'ny am-pifalina sy am-pahatezerana, ary mety ho diso fiheverana, ka najanoko avy hatrany ny fanoratana.
Dia nolazaiko tamin'ny Mpaminany (S.A.W) ny teny nolazain'izy ireo, ka nanondro ny vavany tamin'ny rantsantanany izy ary niteny hoe : Soraty, fa mianiana aho amin'ilay mitazona ny fanahiko eo am-pelatànany, tsy misy mivoaka avy ao aminy (vavany) afa-tsy ny fahamarinana amin'ny toe-javatra rehetra, na amin'ny hafaliana na amin'ny hatezerana.
Hoy Allah Tsitoha momba ny Mpaminaniny (S.A.W) manao hoe : (Ary tsy miteny araka ny sitrapony izy, fa izany dia faminaniana tonga taminy) [AN-NAJM : 3- 4].

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny Mpaminany (S.A.W) dia tsy mety diso amin'izay lazainy avy amin'ny Tompony Tsitoha, na ampahatsorana na tezitra.
  2. Fahazotoan'ireo mpanaradian'ny Mpaminany amin'ny fiarovana ny Sonnat sy ny fampitana azy.
  3. Azo atao ny mifanta, na dia tsy nampifantaina noho ny tombotsoa manokana aza, toy ny fanamafisana zavatra.
  4. Ny fandraisana an-tsoratra ny fahalalana dia iray amin'ireo antony lehibe indrindra amin'ny fitahirizana fahalalana.

Fanehona ny dikanteny

61 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
FR Français Frantsay
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
JA 日本語 Zapone
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
SO Soomaali Somalianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
IT Italiano Italianina
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
AZ Azərbaycan Azerianina
UZ O‘zbek Ozbekianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
BM Bambara البامبارية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
KMR Kurmancî الكرمنجية