1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny Fikh sy ny fitspiny

Hadith “Rehefa manao ozo ny iray aminareo ka manao ny kirarony, dia aoka hanao soalat miaraka aminy, ary aoka hisafo eo amboniny avy eo tsy esoriny raha tiany afa-tsy hoe tratry ny fahalotoana lehibe

عَنْ أَنَسٍ رضي الله عنه أَنَّ رَسُولَ اللَّهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ قَالَ:
«إِذَا تَوَضَّأَ أَحَدُكُمْ وَلَبِسَ خُفَّيْهِ فَلْيُصَلِّ فِيهِمَا، وَلْيَمْسَحْ عَلَيْهِمَا ثُمَّ لَا يَخْلَعْهُمَا إِنْ شَاءَ إِلَّا مِنْ جَنَابَةٍ».

Tatitra azo avy tamin'i Anas (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
“Rehefa manao ozo ny iray aminareo ka manao ny kirarony, dia aoka hanao soalat miaraka aminy, ary aoka hisafo eo amboniny avy eo tsy esoriny raha tiany afa-tsy hoe tratry ny fahalotoana lehibe".

Mari-pototra Notantarain'i Al-Dàrakotni Sonan Ad-Dàrakotnì - 781

Ny fanazavana

Manazava i Mpaminany (S.A.W) fa raha manao ny kirarony ny mpino silamo iray rehefa avy nanao ozo, avy eo nandefa rivotra (nangetotra) ary te-hanao ozo, dia manan-jo ny hisafo fotsiny izy raha tiany, avy eo dia manao soalat miaraka aminy fa tsy manala azy mandritra ny fe-potoana voafaritra, raha tsy hoe tratry ny fahalotoana lehibe ka tsy maintsy manala ny kiraro sy mandro.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Tsy azo atao ny misafo ny ba kiraro raha tsy rehefa nahavita ny fanadiovana tanteraka.
  2. Ny fe-potoana fisafona ho an'ny eo an-tanana : fisafohana iray andro sy iray alina, ary ho an'ny mpivahiny : telo andro sy telo alina.
  3. Ny fisafona ny kiraro dia voatokana ho an'ny fahalotoana kely, fa tsy ny fahalotoana lehibe, dia tsy azo atao ny misafo izany, fa tsy maintsy manala ba kiraro sy manasa tongotra roa.
  4. Tsaratsara ny manao soalat amin'ny kiraro, kapa, na ny toy izany, mifanohitra amin'ny fomban'ireo Jiosy, raha madio izy ireo ary tsy manelingelina ny mpivavaka, na amin'ny moske, toy ny moskea misy fitaovana tapy, dia tsy tokony hatao izany.
  5. Ny fisafona ny ba kiraro dia mitondra fanamaivanana sy fankamorana ho an'ity vahoaka ity.

Fanehona ny dikanteny

51 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
MOS Moore الموري
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية