1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny Fikh sy ny fitspiny

Hadith Niaraka tamin’ny Mpaminany (S.A.W) aho, ary nandeha teo amin’ny fanariam-pakon’ny olona iray izy ka namany am-pitsanganana,

عَنْ حُذَيْفَةَ رضي الله عنه قَالَ:
كُنْتُ مَعَ النَّبِيِّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ فَانْتَهَى إِلَى سُبَاطَةِ قَوْمٍ، فَبَالَ قَائِمًا، فَتَنَحَّيْتُ فَقَالَ: «ادْنُهْ» فَدَنَوْتُ حَتَّى قُمْتُ عِنْدَ عَقِبَيْهِ فَتَوَضَّأَ فَمَسَحَ عَلَى خُفَّيْهِ.

Tatitra azo avy tamin'i Hozaifa (R.A) :
Niaraka tamin’ny Mpaminany (S.A.W) aho, ary nandeha teo amin’ny fanariam-pakon’ny olona iray izy ka namany am-pitsanganana, dia nihataka kely aho, dia hoy izy : “Manatona", Dia nanatona aho mandra-pijoroako teo akaikin’ny tongony, dia nanao ouzou izy ary nisafo teo amin'ny kirarony.

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim Sahìh Moslim - 273

Ny fanazavana

Mitantara i Hozayfah bin Al-Yaman (R.A) fa niaraka tamin'ny Mpaminany (S.A.W) izy, ary te hamany izy, ka niditra tao amin'ny toerana iray izy; Io no toerana fanariana fako sy loto eny an-trano, ka namany mitsangana izy, na dia hoe ny mahazatra azy matetika ny mamany mipetraka.
Dia nanalavitra azy i Hozayfah, ary hoy izy taminy : Manatona, dia nanatona azy i Hozaifah mandra-pijorony tao aoriana teo an-damosin’ny tongony, mba ho toy ny fanafenana azy tsy hijeren'ny olona amin'io toe-javatra io.
Avy eo dia nanao ozo izy, ary rehefa nanasa ny tongony izy, dia nijanona tamin'ny fisafona ny kirarony - izany dia fitafy manify amin'ny tongotra vita amin'ny hoditra sy ny toy izany ary manarona ny kitrokeliny - ary tsy noesoriny.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny maha-ara-dalàna ny fisafona ny ba kiraro.
  2. Azo atao ny mamany mitsangana raha tsy misy loto mahavoa azy.
  3. Nisafidy ny toeram-pako ny Mpaminany (S.A.W), izany dia toerana fitoeram-bovoka sy ny loto, satria mora izany ary tsy miverina amin'ilay namany ny amaniny.

Fanehona ny dikanteny

58 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
FR Français Frantsay
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
SO Soomaali Somalianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
AZ Azərbaycan Azerianina
UZ O‘zbek Ozbekianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
KMR Kurmancî الكرمنجية