1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny Fikh sy ny fitspiny

Hadith “Tsy misy olona hokapohina mihoatra ny kapoka folo, raha tsy ao anatin’ny fetra napetrak’Allah”

عَنْ أَبِي بُرْدَةَ الْأَنْصَارِيِّ رَضيَ اللهُ عنهُ أَنَّهُ سَمِعَ رَسُولَ اللهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ يَقُولُ:
«لَا يُجْلَدُ أَحَدٌ فَوْقَ عَشَرَةِ أَسْوَاطٍ إِلَّا فِي حَدٍّ مِنْ حُدُودِ اللهِ».

Tatitra azo avy amin'i Abo Borda (R.A) niteny : Izaho dia nahare an'ilay Irak'I Allah (S.A.W) niteny manao hoe :
“Tsy misy olona hokapohina mihoatra ny kapoka folo, raha tsy ao anatin’ny fetra napetrak’Allah”.

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim Sahìh Moslim - 1708

Ny fanazavana

Nandrara ny kapoka mihoatra ny folo ny Mpaminany (S.A.W) afa-tsy amin'ny ota no tiana ho lazaina amin'ny lalàna fa tsy isan'ny kapoka, na famaizana manokana mihoatra ny kapoka folo amin’ny famaizana, toy ny kapoka ny vady aman-janany.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny fetran’I Allah Tsitoha izay nandidiany na nandrarany dia misy sazy mahasakana azy ireo, na voafaritry ny lalàna, na araka ny tombanany amin’ny tombontsoa hitan’ny mpitondra.
  2. Ny famaizana dia tokony ho maivana toy ny fitarihana sy fandrahonana, ary tsy tokony hihoatra ny kapoka folo raha ilaina, tsara kokoa ny manafay azy ireo tsy misy kapoka, fa amin'ny fampianarana, fanabeazana, fitarihana ary fientanentanana, satria izany dia mety hitarika ho amin'ny fanekena sy ny fientanam-po. Ny hatsaram-panahy amin'ny fampianarana dia samy hafa be ny toe-javatra, ka ny tsara indrindra no tokony hatao.

Fanehona ny dikanteny

43 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
MOS Moore الموري
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية