1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny foto-pinoana

Hadith “Tsy ho lazaiko aminareo va ny momba ny mponin’ny Paradisa? Ny olona malemy fanahy sy manetry tena, raha mianiana amin'IAllah izy dia hovalinay, tsy hambarako aminao ve ny momba ny olon'ny helo : Dia izay miavonavona sy manambony tena

عَنْ حَارِثَةَ بْنِ وَهْبٍ الخُزَاعِيِّ رضي الله عنه قَالَ: سَمِعْتُ النَّبِيَّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ يَقُولُ:
«أَلاَ أُخْبِرُكُمْ بِأَهْلِ الجَنَّةِ؟ كُلُّ ضَعِيفٍ مُتَضَعِّفٍ، لَوْ أَقْسَمَ عَلَى اللَّهِ لَأَبَرَّهُ، أَلاَ أُخْبِرُكُمْ بِأَهْلِ النَّارِ: كُلُّ عُتُلٍّ جَوَّاظٍ مُسْتَكْبِرٍ».

Tatitra azo avy tamin'i Haritha bin Wahb Al-Khoza'i (R.A) niteny : Izaho nandre an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe :
“Tsy ho lazaiko aminareo va ny momba ny mponin’ny Paradisa? Ny olona malemy fanahy sy manetry tena, raha mianiana amin'IAllah izy dia hovalinay, tsy hambarako aminao ve ny momba ny olon'ny helo : Dia izay miavonavona sy manambony tena".

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim Sahìh Al-Bokhari - 4918

Ny fanazavana

Notantarain'ny Mpaminany (S.A.W) ny sasany amin'ireo toetran'ny mponin'ny Paradisa sy ny mponin'ny afobe.
Ny ankamaroan’ny olona ao amin’ny Paradisa dia : “ny olona malemy fanahy sy manetry tena”, izany hoe : manetry tena sy manaiky an’I Allah ilay Tsitoha, manetry tena eo anatrehany, hany ka misy ampahan'ny olona manao tsy rariny aminy sy manao tsinontsinona azy, ary io mpanetry tena io raha nianiana tamin’I Allah noho ny fanantenana ny fahalalahan-tanan’I Allah ilay Tsitoha, dia ho tsara fanahy aminy Allah ary hanatanteraka izay nianianany taminy.
Ny ankabeazan'ny mponin'ny helo dia : ny olona izay "be vava", izany hoe tsy mahalala fomba, masiaka, ary tena tia ady, na ny olona vetaveta tsy milefitra amin'ny tsara, "jawaz", izay miavonavona, manana vatana lehibe, manambony tena amin’ny famindrany, ary ratsy toetra, “manambony tena” amin’ny fandavany ny fahamarinana sy ny fanamavoana ny hafa.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Mamporisika ny olona hanana ny toetran'ny olon'ny Paradisa, ary ny fampitandremana amin'ny toetran'ny olon'ny Helo.
  2. Ny fanetren-tena dia ho an'I Allah Ilay Tsitoha, ny didiny sy ny fandrarany ary ny fanekena azy ireo, ary eo amin'ny zavaboary kosa dia tsy mihebohebo amin'izy ireo.
  3. Hoy i Ibn Hajar : Ny tiana ho lazaina dia ny ankamaroan'ny mponin'ny Paradisa dia ireto, tahaka ny ankabeazan'ny mponin'ny Afobe koa ny vondrona hafa, ary ny tiana ho lazaina dia tsy fisoronana amin'ny lafiny roa.

Fanehona ny dikanteny

51 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
MOS Moore الموري
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية