1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Hadith I irak'Allah (S.A.W) dia niteny tamin'ny fiankohofany hoe : "Allah ô, mamelà ny fahotako rehetra, madinika sy lehibe, ny voalohany sy ny farany, ary ny ampahibemaso sy ny miafina

عَنْ أَبِي هُرَيْرَةَ رضي الله عنه:
أَنَّ رَسُولَ اللهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ كَانَ يَقُولُ فِي سُجُودِهِ: «اللهُمَّ اغْفِرْ لِي ذَنْبِي كُلَّهُ دِقَّهُ، وَجِلَّهُ، وَأَوَّلَهُ وَآخِرَهُ وَعَلَانِيَتَهُ وَسِرَّهُ».

Tatitra azo avy tamin'i Abo horaira (R.A) niteny :
I irak'Allah (S.A.W) dia niteny tamin'ny fiankohofany hoe : "Allah ô, mamelà ny fahotako rehetra, madinika sy lehibe, ny voalohany sy ny farany, ary ny ampahibemaso sy ny miafina."

Mari-pototra Notantaraiin'i Moslim Sahìh Moslim - 483

Ny fanazavana

Nitalaho nandritra ny fiankohofany ny Mpaminany ka niteny manao hoe : (Allah ô, mamelà ny fahotako) amin’ny fanafenana azy, ary arovy amin’izany aho. Koa mamelà ny heloka, ary fafao (izy rehetra), ny tiako ho lazaina amin'ny hoe : (izy rehetra) dia ny kely sy ny vitsy, (ary ny ngeza) lehibe sy ny maro, (ary ny fiandohany) ny fahotana voalohany, (ary ny fiafarany), ary izay misy eo anelanelany (ny mibaribary sy ny miafina) izay tsy misy mahalala afa-tsy Ianao, ny voninahitra anie ho Anao.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Hoy I Ibn al-Qayyim : Nangataka famelan-keloka izy, na kely na lehibe, na an-tsipirihany na ankapobeny, na voalohany sy farany, na miafina sy ampahibemaso, ka izany milaza ny fandrakofan'ny fibebahana noho ny zavatra fantatry ny mpanompo momba ny fahotany sy ny tsy fantany.
  2. Voalaza fa ny hoe : “Al-Daqq” no nomena laharam-pahamehana noho ny “Al-Jal”. Satria ny mpanontany dia mihamitombo amin'ny fanontaniany, izany hoe mandroso izy, ary satria matetika ny fahotana lehibe dia avy amin'ny fiziriziriana amin'ny kely sy ny tsy firaharahiana azy, dia toy ny hoe fitaovana amin'ny fahotana lehibe izany, ary zon'ny fitaovana ny manome porofo sy fisandratana.
  3. Mifona amin’I Allah ilay Tsitoha sy mangataka famelan-keloka amin’ny fahotana rehetra, na kely na lehibe.
  4. Hoy i Al-Nawawi : Izy io dia mirakitra ny fanantitranterana ny fitalahoana sy ny teny maro, na dia tsy mahasoa ny hafa aza ny sasany amin'izy ireo.

Fanehona ny dikanteny

45 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
NE नेपाली Nepalianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
MOS Moore الموري
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية