1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny Fikh sy ny fitspiny

Hadith “Miadia amin’ireo mpanompo sampy amin'ny alàlan'ny volanareo sy ny ainareo ary ny lelanareo”

عن أنس رضي الله عنه أن النبي صلى الله عليه وسلم قال:
«جَاهِدُوا المشركين بأموالكم وأنفسكم وألسنتكم».

Tatitra azo avy amin'i Anas (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
“Miadia amin’ireo mpanompo sampy amin'ny alàlan'ny volanareo sy ny ainareo ary ny lelanareo”.

Mari-pototra رواه أبو داود والنسائي وأحمد Sonan Abo Daòd - 2504

Ny fanazavana

Nandidy ny jiady hanoherana ny tsy mpino ny Mpaminany (S.A.W) ary niezaha ny hiatrika azy ireo amin'ny fomba rehetra mba hahatonga ny tenin'I Allah ho ambony indrindra, ao anatin'izany :
Voalohany : Fandaniana ny vola aman-karena mba hanoherana azy ireo, avy amin'ny fividianana fitaovam-piadiana sy fanampiana ireo mpano jiady sy ny toy izany.
Faharoa : Mivoaka miaraka amin'ny vatana sy fanahy, hihaona sy hanosika azy ireo.
Fahatelo : Amin’ny fiantsoana azy ireo amin’io finoana io amin’ny teny am-bava, fametrahana porofo hanoherana azy ireo, fananarana azy ireo ary famaliana azy ireo.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Famporisihana ny jiady hanoherana ny mpanompo sampy amin'ny fanahy sy ny vola ary ny lelany; samy araka ny fahaizany, ary izany jiady izany dia tsy voafetra amin'ny ady mivantana.
  2. Ny baiko hanao jiady dia voadidy, ary mety ho adidy manokana, na mety ho adidy ampy.
  3. Nametrahan'I Allah lalàna ny jiady noho ny antony : Voalohany : fanoherana ny fanompoan-tsampy sy ny mpanompo sampy; satria tsy eken’I Allah velively ny fanompoan-tsampy. Faharoa : manala ireo sakana izay manakana ny olona ho any amin’I Allah. Fahatelo : miaro ny finoana amin’izay rehetra manohitra azy. Fahefatra : Fiarovana ny mpino Silamo, ny tanindrazany, ny voninahiny ary ny harenany.

Fanehona ny dikanteny

48 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ID Indonesia Indoneziana
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
MOS Moore الموري
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية