1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny foto-pinoana

Hadith “Tsy misy olona miampanga ny hafa ho amin’ny fahalotoam-pitondran_tena, ary tsy miampanga ny hafa ho tsy mino, dia hiverina aminy ihany izany, raha tsy toy izany ny namany niampangany.”

عَنْ أَبِي ذَرٍّ رَضِيَ اللَّهُ عَنْهُ أَنَّهُ سَمِعَ النَّبِيَّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ يَقُولُ:
«لاَ يَرْمِي رَجُلٌ رَجُلًا بِالفُسُوقِ، وَلاَ يَرْمِيهِ بِالكُفْرِ، إِلَّا ارْتَدَّتْ عَلَيْهِ، إِنْ لَمْ يَكُنْ صَاحِبُهُ كَذَلِكَ».

Tatitra azo avy tamin'i Abo Zar (R.A) niteny fa nandre an'ny Mpaminany izy niteny manao hoe :
“Tsy misy olona miampanga ny hafa ho amin’ny fahalotoam-pitondran_tena, ary tsy miampanga ny hafa ho tsy mino, dia hiverina aminy ihany izany, raha tsy toy izany ny namany niampangany.”

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim Sahìh Al-Bokhari - 6045

Ny fanazavana

Nampitandrina ny Mpaminany (S.A.W) fa izay miteny amin'ny hafa hoe : Mpanota ianao, na hoe : Tsy mpino ianao, ka raha tsy arak'izay nolazainy, dia izy mpiteny no mendrika ny filazalazana voalaza etsy ambony ary haverina aminy ny teniny, fa raha araka ny voalazany kosa ilay olona, dia tsy haverina aminy; Satria marina ny teniny.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Mandràra ny olona tsy hiampanga ny olona ho tsy mino na maloto fitondran-tena, tsy misy fanamarinana ara-dalàna.
  2. Ilaina ny fahatokiana amin'ny famoahana didim-pitsarana amin'ny olona.
  3. Hoy I Ibn Daqiq Al-Eid : Izy io dia fampitandremana lehibe ho an'izay mihevitra ny mpino silamo iray ho tsy mpino nefa tsy marina izany, ary olana lehibe izany.
  4. Hoy I Ibn Hajar Al-Asqalani : Fa ny tsy maha-mpanota azy na tsy mpino amin'izany dia tsy midika fa tsy mpanota izy amin'ny fitenenana aminy hoe : Mpanota ianao, fa amin'io endrika io dia maneho ny pitsopitsony : Raha nikasa hanoro hevitra azy izy na hanoro hevitra ny hafa amin'ny fanazavana ny toe-pahasalamany, dia azo atao izany, ary raha mikasa ny hanala baraka azy sy hampalaza azy amin'izany izy, dia tsy azo atao ny manimba azy fotsiny; Satria nodidiana izy hiaro azy sy hampianatra azy ary hanoro azy amin’ny hatsaram-panahy, ka na manao ahoana na manao ahoana izany amin’ny fahalemem-panahy, dia tsy azony atao amin’ny herisetra izany; Satria mety ho anton’ny fakam-panahy sy ny fizirizirian’izy ireo amin’izany fihetsika izany, toy ny toetran’ny olona maro, indrindra raha ambany ny satan’ny komandy noho ny didy.

Fanehona ny dikanteny

49 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
NE नेपाली Nepalianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
MOS Moore الموري
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية