1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Hadith “Ny devoly dia kivy ny hivavahan’ireo mpivavaka ao amin’ny faritra Arabo misy azy, nefa mbola manenjika azy ireo ihany izy.”

عَنْ جَابِرٍ رضي الله عنه قَالَ: سَمِعْتُ النَّبِيَّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ يَقُولُ:
«إِنَّ الشَّيْطَانَ قَدْ أَيِسَ أَنْ يَعْبُدَهُ الْمُصَلُّونَ فِي جَزِيرَةِ الْعَرَبِ، وَلَكِنْ فِي التَّحْرِيشِ بَيْنَهُمْ».

Tatitra azo avy amin'i Jabir (R.A) niteny : Izaho naheno an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny hoe :
“Ny devoly dia kivy ny hivavahan’ireo mpivavaka ao amin’ny faritra Arabo misy azy, nefa mbola manenjika azy ireo ihany izy.”

Mari-pototra Notantaraiin'i Moslim Sahìh Moslim - 2812

Ny fanazavana

Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa i Satana dia naniry mafy ny hiverenan’ireo mpino mivavaka aminy hanompo azy sy hiankohoka amin’ny sampy any amin’ny nosy misy ny Arabo, nefa mbola nitsiriritra ihany izy, sy ny ezaka nataony, ny fikelezany aina, ny asa ary ny fiezahany manohy ny fanelingelenana azy ireo tamin’ny fifandirana, lolom_po, ady, fakam-panahy, sy ny toy izany.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny fanompoam-pivavahana amin’i Satana dia fanompoam-pivavahana amin’ny sampy, satria izy no mibaiko sy miantso izany, ary manaporofo izany ny tenin’ilay Tsitoha momba an’i Ibraham (A.S) manao : (Ry raiko ô, aza manompo an’i Satana ianao...).
  2. Satana dia mikatsaka ny hamorona fifandirana, fifankahalana, ady ary korontana eo amin'ny samy mpino silamo.
  3. Iray amin'ireo tombony azo avy amin'ny vavaka amin'ny finoana silamo ny fitazonana ny fifankatiavana eo amin'ny samy mpino silamo ary manamafy ny fatoran'ny firahalahiana eo amin'izy ireo.
  4. Ny vavaka no fombam-pivavahana lehibe indrindra aorian'ny fijorona vavolombelona anankiroa, ary izany no mahatonga ny mpino silamo antsoina hoe olona mpivavaka.
  5. Ny faritra misy ny Arabo dia manana toetra tsy mitovy amin'ny firenena hafa.
  6. Raha lazaina fa nisy fanompoan-tsampy nitrangana tany amin’ny faritra sasany amin’ny nosy Arabo, dia hoy ny Mpaminany : (Kivy i Satana ny tsy ho tompoin’ny mpivavaka azy...), dia izao no vaovao momba ny fahakivina nitranga tao amin’ny fanahin’i Satana rehefa nahita ny fandresena sy ny fidiran’ny olona maro tao amin’ny fivavahan’I Allah ny hadith, dia nilaza momba ny eritreriny sy ny fanantenan’i Satana, fa ny zava-misy dia noho ny fahendrena izay irin’Allah ilay Tsitoha.

Fanehona ny dikanteny

49 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
NE नेपाली Nepalianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
MOS Moore الموري
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية