1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Hadith Ry Abbas, ry dadatoan'ilay Irak'Allah (S.A.W), angataho amin'I Allah ny fahasalamana eto an-tany sy ny any ankoatra

عَنِ العَبَّاسِ بْنِ عَبْدِ الْمُطَّلِبِ رَضيَ اللهُ عنهُ قَالَ:
قُلْتُ: يَا رَسُولَ اللهِ، عَلِّمْنِي شَيْئًا أَسْأَلُهُ اللَّهَ عَزَّ وَجَلَّ. قَالَ: «سَلِ اللَّهَ العَافِيَةَ»، فَمَكَثْتُ أَيَّامًا ثُمَّ جِئْتُ فَقُلْتُ: يَا رَسُولَ اللهِ، عَلِّمْنِي شَيْئًا أَسْأَلُهُ اللَّهَ. فَقَالَ لِي: «يَا عَبَّاسُ، يَا عَمَّ رَسُولِ اللهِ، سَلِ اللَّهَ العَافِيَةَ فِي الدُّنْيَا وَالآخِرَةِ».

Tatitra azo avy tamin'i Abbas bin Abdol-Mottalib (R.A) niteny izy :
Hoy aho : Ry irak'Allah ô! Ampianaro zavatra iray aho izay hangatahako amin'I Allah. Hoy izy : “Angataho amin’I Allah ny fahasalamana”. Nijanona andro vitsivitsy aho dia avy eo niverina ka niteny hoe : Ry irak'I Allah ô! Ampianaro zavatra iray aho izay hangatahako amin'I Allah. Dia hoy izy tamiko : "Ry Abbas, ry dadatoan'ilay Irak'Allah (S.A.W), angataho amin'I Allah ny fahasalamana eto an-tany sy ny any ankoatra".

Marina ho an'ny hafa Notantarain'i Al-Tirmizì sy Ahmad Sonan At-Tirmizì - 3514

Ny fanazavana

Ny dadatoan'ny Mpaminany (S.A.W) Al-Abbas bin Abdol Mottalib (R.A) dia nangataka tamin'ny Mpaminany (S.A.W) mba hampianatra azy ny fitalahoana ho entiny mangataka amin'I Allah,ka nampianatra azy hangataka amin'I Allah ny fahasalamana sy ny fiarovana amin'ny fahoriana sy ny kilema eo amin'ny finoana sy ny eto an-tany ny Mpaminany (S.A.W). Niteny i Al-Abbas hoe : Rehefa afaka andro vitsivitsy dia niverina taminy aho ary mangataka azy indray mba hampianatra ahy ny fitalahoana izay angatahiko amin’I Allah, dia hoy ny Mpaminany (S.A.W) taminy miaraka amin'ny fitiavana nanao hoe: Ry Abbasy ô!, Ry dadatoan’ny Irak'Allah! Angataho amin'I Allah ny fahasalamana mba hanoherana ny ratsy rehetra sy hisotonana ny tsara rehetra eto an-tany sy any ankoatra.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny famerimberenan'ny Mpaminany (S.A.W) ny valin_teny mitovy tamin'i Abbas rehefa nanontany azy fanindroany dia manambara fa ny fahasalamana no zavatra tsara indrindra angatahin'ny mpanompo amin'ny Tompony.
  2. Fanazavana ny hatsaran'ny fahasalamana ary mitondra soa eto an-tany sy ny any ankoatra.
  3. Ny fifikiran'ireo mpanara_dian'ny Mpaminany (S.A.W) amin'ny fampitombona ny fahalalana sy ny hatsarana.

Fanehona ny dikanteny

52 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
AZ Azərbaycan Azerianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية