1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny Fikh sy ny fitspiny

Hadith “Raha nisotro amin’ny vilian'iray aminareo ny alika, dia aoka ho sasany im-pito izany.”

عَنْ أَبِي هُرَيْرَةَ رضي الله عنه قَالَ: إِنَّ رَسُولَ اللهِ صلى الله عليه وسلم قَالَ:
«إِذَا شَرِبَ الْكَلْبُ فِي إِنَاءِ أَحَدِكُمْ فَلْيَغْسِلْهُ سَبْعًا». ولمسلم: « أولاهُنَّ بالتُراب».

Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A), fa niteny ny Mpaminany (saw) nilaza manao hoe :
“Raha nisotro amin’ny vilian'iray aminareo ny alika, dia aoka ho sasany im-pito izany.” Ny voalazan'ny Moslim : "Ny voalohany amin'izany dia amin'ny tany."

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim Sahìh Al-Bokhari - 172

Ny fanazavana

Nasain'ny Mpaminany (S.A.W) ho sasana im-pito ny vilia raha nolelafin'ny alika, ka ny voalohany amin'izany dia miaraka amin'ny tany ka ny rano manaraka azy ao aoriana, ka hadio tanteraka izany amin'ny fahalotoana sy ny ratsy ho aterany.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny roran'ny alika dia loto tena goavana.
  2. Ny filelafan'ny alika ny vilia dia mandoto azy, ary koa mandoto ny rano ao aminy.
  3. Ny fanadiovana amin'ny tany sy ny famerimberenana azy im-pito dia natokana ho fanadiovana izay voalelaky ny alika fa tsy namaniany na nangereny na koa izay mety ho loto hafa aterany.
  4. Fomba fanasana amin'ny tany : Asina rano ao anaty koveta ary asina tany, avy eo dia sasana amin'io rano mifangaro tany io ny vilia.
  5. Raha ny endrika asehon'ny Hadith dia miresaka momba ny alika amin'ny ankapobeny, eny fa na dia ny alika izay navelan'ny lalàna silamika ho tehirizina aza , toy ny alika fihazana, ny mpiambina, ary ny mpiara-dia eny an-dalana.
  6. Tsy mahasolo ny tany ny savony sy ireo ravin-kazo fanadiovana; Satria ny Mpaminany (S.A.W) mihitsy no nanoro ny momba ny tany.

Fanehona ny dikanteny

53 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
AZ Azərbaycan Azerianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية