1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny Fikh sy ny fitspiny

Hadith Izay nanomana vatsy ho an'ny mpiady amin'ny làlan'I Allah dia efa niady, ary izay nisolo-toerana ny mpiady amin'ny làlan'I Allah tamin'ny tsara dia niady

عَن زَيْدِ بْنِ خَالِدٍ رَضِيَ اللَّهُ عَنْهُ أَنَّ رَسُولَ اللَّهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ قَالَ:
«مَنْ جَهَّزَ غَازِيًا فِي سَبِيلِ اللَّهِ فَقَدْ غَزَا، وَمَنْ خَلَفَ غَازِيًا فِي سَبِيلِ اللَّهِ بِخَيْرٍ فَقَدْ غَزَا».

Tatitra azo avy tamin'i Zaid Ibn Khalid (R.A) niteny ny Mpaminany (S.A.W) hoe :
"Izay nanomana vatsy ho an'ny mpiady amin'ny làlan'I Allah dia efa niady, ary izay nisolo-toerana ny mpiady amin'ny làlan'I Allah tamin'ny tsara dia niady."

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim Sahìh Al-Bokhari - 2843

Ny fanazavana

Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa izay nanomana vatsy ho an'ny olona handeha hiady amin'ny làlan'I Allah sy izay tsy maintsy ilainy toy ny fitaovam-piadiana, fitaingenana, sakafo, fandaniana ary zavatra hafa; Mitovy lanja amin’ny mpiady izy, ary mahazo ny valisoa azon’ireo mpiady.
Ary izay mitantana ny raharahan'ny mpiady amin'ny tsara, ary misolo-toerana azy eo amin'ny fikarakarana ny ankohonany mandritra ny fotoana tsy maha eo azy, dia sahala amin'ny mpiady no hitsarana azy.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Manentana ny mpino silamo mba hiara-hisalaha amin’ny fanaovan-tsoa.
  2. Hoy i Ibn Hajar : Ao amin'ity hadith ity dia misy famporisihana amin'ny fanasoavana ho an'ireo manatanteraka tombontsoa ho an'ny mpino silamo, na manatanteraka zavatra amin'ireo andraikiny.
  3. Ny fitsipika ankapobeny : dia izay manampy olona amin’ny fankatoavana an’I Allah dia hahazo valisoa mitovy amin’ny valisoa azony, nefa tsy nesorina na kely aza tamin'ny valisoa azon'ilay mpanao.

Fanehona ny dikanteny

53 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
AZ Azərbaycan Azerianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية