1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Hadith Tsy misy olona mitsangana avy amin'ny fivoriana izay tsy nahatsiarovana an'I Allah afa-tsy hoe mitsangana tahaka ny fatin'ny boriky, ka dia ho feno alahelo ho azy ireo

عَنْ أَبِي هُرَيْرَةَ رضي الله عنه قَالَ: قَالَ رَسُولُ اللَّهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ:
«مَا مِنْ قَوْمٍ يَقُومُونَ مِنْ مَجْلِسٍ لَا يَذْكُرُونَ اللَّهَ فِيهِ إِلَّا قَامُوا عَنْ مِثْلِ جِيفَةِ حِمَارٍ، وَكَانَ لَهُمْ حَسْرَةً».

Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaire (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Tsy misy olona mitsangana avy amin'ny fivoriana izay tsy nahatsiarovana an'I Allah afa-tsy hoe mitsangana tahaka ny fatin'ny boriky, ka dia ho feno alahelo ho azy ireo."

Mari-pototra Notantarain'i Abo Daòd Sonan Abo Daòd - 4855

Ny fanazavana

Nambaran'ny Mpaminany (S.A.W) fa tsy misy olona nipetraka teo am-pivoriana ka nitsangana avy eo ary tsy nahatsiaro an'I Allah tamin'izany afa-tsy ny nitsanganany toy ny olona mivory manodidina ny fatin'ampondra amin’ny fofona maimbo sy ny loto. Izany dia noho izy ireo variana niresaka zavatra tsy misy fahatsiarovana an'I Allah, ary izany fivoriana izany dia fanenenana ho azy ireo amin'ny andro fitsanganana amin'ny maty, ary tsy fahampiana sy fanenenana ho azy ireo.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny fampitandremana voalaza momba ny tsy firaharahiana ny fahatsiarovana an'I Allah dia tsy voafetra amin'ny fiaraha-mivory ihany, fa mihatra amin'ny hafa hoy i Al-Nawawi hoe : Tsy tsara ny olona mipetraka amin'ny toerana iray ary miala amin'izany mialohan'ny fiderana an'I Allah.
  2. Ny alahelo izay hanjo azy ireo amin’ny andro fitsanganana amin’ny maty : na amin’ny tsy fahampian’ny valisoa amin’ny tsy fanararaotana ny fotoana hankato an’I Allah, na amin’ny fahotana sy ny sazy noho ny fandanian’izy ireo ny fotoana amin’ny tsy fankatoavana an’I Allah.
  3. Ity fampitandremana ity : Raha mikasika ny zavatra azo atao izany mahavarina izany, dia ahoana ny amin'ny fipetrapetrana voarara izay misy fifosana sy fitondran-teny mampiady sy ny sisa?!

Fanehona ny dikanteny

51 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
MOS Moore الموري
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية