1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Hadith “Ny akanjon’ny mpino silamo dia mipaka hatrany amin’ny antsasaky ny tongony, ary tsy misy elanelana – na tsy maninona – eo anelanelan’izy io sy ny kitrokeliny, ary izay eo ambanin’ny kitrokely dia ao amin’ny helo, izay misintona ny akanjony ambany amin’ny tsy rariny, dia tsy ho jeren'I Allah izy.”

عَنْ أبي سَعيدٍ الخُدريَّ رضي الله عنه قال: قال رسولُ الله صلَّى الله عليه وسلم ِ:
«إزْرَةُ المُسْلمِ إلى نصفِ السَّاق، وَلَا حَرَجَ -أو لا جُنَاحَ- فيما بينَهُ وبينَ الكعبينِ، وما كان أسفلَ منَ الكعبين فهو في النار، مَن جرَّ إزارَهُ بطرًا لم يَنْظُرِ اللهُ إليه».

Tatitra azo avy amin'i Abo Said Al-Khodri (R.A) : Niteny ny Mpaminany (S.W.A) manao hoe :
“Ny akanjon’ny mpino silamo dia mipaka hatrany amin’ny antsasaky ny tongony, ary tsy misy elanelana – na tsy maninona – eo anelanelan’izy io sy ny kitrokeliny, ary izay eo ambanin’ny kitrokely dia ao amin’ny helo, izay misintona ny akanjony ambany amin’ny tsy rariny, dia tsy ho jeren'I Allah izy.”

Mari-pototra Notantarain'I Abo Daòd, Ibn Màjah ary Ahmad Sonan Abo Daòd - 4093

Ny fanazavana

Nanazava ny Mpaminany (S.A.W) ny fitafian'ny lehilahy silamo, izay manarona ny tapany ambany amin'ny lehilahy, dia misy fepetra telo : Ny voalohany : Tsaratsara ny hahatratra ny antsasaky ny tongotra. Ny faharoa : azo atao tsy misy fanoherana, dia izay eo ambaniny ka hatreo amin'ny kitrokely; Izy ireo dia taolana roa misongadina eo amin'ny fikambanan'ny ranjo sy ny tongotra ambany. Ny fahatelo : Ny voarara dia ny ambanin'ny kitrokely, ary atahorana ho tratran’ny afobe izy, ary raha fieboeboana sy hafaliana ary fanamparam-pahefana aza dia tsy hijery izany Allah.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Io toetra sy fandrahonana io dia voatokana ho an'ny lehilahy, fa ny vehivavy dia tsy tafiditra amin'izany. Satria asaina manarona ny vatany manontolo izy ireo.
  2. Izay rehetra mandrakotra ny tapany ambany amin’ny lehilahy dia atao hoe lamba (Izar); Toy ny pataloha, akanjo, sns, ary tafiditra ao anatin’ny didim-pitsarana voalaza ao amin’io hadith io.

Fanehona ny dikanteny

44 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
YO Yorùbá Yorianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
MOS Moore الموري
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية