1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny Fikh sy ny fitspiny

Hadith Omeo ireo izay rehetra manan-jo fa tokony hahazo ny anjara tsy maintsy atao ny fanomezana azy ny tsirairay, fa ny izay sisa amin'izany kosa dia ho an'ireo havana akaiky indrindra

عَنِ ابْنِ عَبَّاسٍ رَضِيَ اللَّهُ عَنْهُمَا عَنِ النَّبِيِّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ قَالَ:
«أَلْحِقُوا الفَرَائِضَ بِأَهْلِهَا، فَمَا بَقِيَ فَلِأَوْلَى رَجُلٍ ذَكَرٍ».

Tatitra azo avy tamin'i Ibno Abbasi (R.A), Niteny i Mpaminany (S.W.A) manao hoe :
"Omeo ireo izay rehetra manan-jo fa tokony hahazo ny anjara tsy maintsy atao ny fanomezana azy ny tsirairay, fa ny izay sisa amin'izany kosa dia ho an'ireo havana akaiky indrindra."

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim Sahìh Al-Bokhari - 6737

Ny fanazavana

Ny Mpaminany (saw) dia mandidy ireo tompon'andraikitra amin'ny fizarana ny fananana mba hizara izany amin'ireo mpandova amin'ny fomba ara-drariny sy ara-dalàna, araka ny sitrapon'i Tompo Allah Ilay Avo Tsitoha. Ireo mpandova izay manana anjara raikitra dia omena Azy ny anjarany araka ny voalaza ao amin'ny Boky masina ny Tompo Allah, izay roa ampaha-telony, ampahatelony ampahenin'ny, antsasany, ampahefany ary ampaha-valony. fa izay sisa tavela aorian'izany kosa dia omena ny havana akaiky indrindra an'ilay maty, ary izy ireo dia antsoina hoe Al-an-swabia.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Fitsipika mamehy ny mombamomba ny fizarana lova ity Hadithe ity.
  2. Ny fizarana ny anjara lova dia manomboka amin'ireo rehetra hita fa manan-jo amin'ilay lova ka izay ihany no hahazo ny anjara lova.
  3. Fa izay rehetra sisa tavela rehefa avy nozaraina ny petra-bola dia lasa sy omena an'ireo havana akaiky avokoa.
  4. Ny havana akaiky indrindra no lohalaharana amin'ny fifandovana, ka ny havana lavitra toy ny dadatoa ka dia lasa tsy mandova raha toa ka misy An-ssubo akaiky toy ny Ray izany .
  5. Raha lany tanteraka amin’ny anjara voatendry ny lova ka tsy misy sisa tavela, dia tsy mahazo na inona na inona intsony ny havana antsoina hoe ‘asaba (mpandova ambiny).

Fanehona ny dikanteny

49 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
FR Français Frantsay
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
SQ Shqip Albany
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
UZ O‘zbek Ozbekianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
DA Dansk الدنماركية
KMR Kurmancî الكرمنجية