1. Pejy fandraisana
  2. Ireo sokajy
  3. Ny foto-pinoana

Hadith Hanaraka ireo fanaon'ny vahoaka teo alohanareo ianareo, ohatry ny refin'ny fela-tànana, na sandry

عَنْ أَبِي سَعِيدٍ الْخُدْرِيِّ رضي الله عنه قَالَ: قَالَ رَسُولُ اللهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ:
«لَتَتَّبِعُنَّ سَنَنَ الَّذِينَ مِنْ قَبْلِكُمْ، شِبْرًا بِشِبْرٍ، وَذِرَاعًا بِذِرَاعٍ، حَتَّى لَوْ دَخَلُوا فِي جُحْرِ ضَبٍّ لَاتَّبَعْتُمُوهُمْ» قُلْنَا: يَا رَسُولَ اللهِ آلْيَهُودَ وَالنَّصَارَى؟ قَالَ: «فَمَنْ؟».

Tatitra azo avy amin'i Abo Said Al-Khodria (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Hanaraka ireo fanaon'ny vahoaka teo alohanareo ianareo, ohatry ny refin'ny fela-tànana, na sandry, eny na dia niditra tao anaty lavaky ny biby aza ireo dia mbola narahinareo". Niteny izahay hoe : O ry Irak'i Allah, ireo jiosy sy ny kristiana ve izany? dia namaly izy hoe : "Fa iza ndray?".

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim Sahìh Moslim - 2669

Ny fanazavana

Mampahafantatra i Mpaminany (S.A.W) ny toe-piainan'ny vahoakany aorian'ny fotoana nisy azy, dia hanaraka ny fomba fanaon'ny Jiosy sy ny Kristiana amin'ny zavatra inoany, ny zavatra nataony, ny fomba amam-panaony ary ny fahazarany, izay fanarahana akaiky amin'ny santimetatra, toy ny halavan'ny sandry, eny na dia niditra tao amin'ny lavaky ny androngo aza izy ireo dia niditra ao aoriany ihany koa izy ireo.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Iray amin'ireo fahalalan'ny faminaniana teo amin'ny Mpaminany (S.A.W) rehefa nanambara zavatra mialohan'ny hahatongavany ka tanteraka tokoa tahaky ny nambarany.
  2. Fandrarana ny fitovizan'ireo mpino amin'ny tsy mpino, na amin'ny foto-pinoany na fahazarany na fetiny na koa fomba fitafy mampiavaka azy ireo.
  3. Fanazavana ny zavatra tsy ara-tsaina amin'ny ohatra mivaingana dia isan'ireo fomba fampianarana ao amin'ny silamo.
  4. Ny androngo : biby izay tena maizina ny lavany ary maimbo ny fofony, ary izy dia biby kely maro any amin'ny tany karankaina, ary nalaina manokana ny lavaky ny androngo : noho ny hakeliny sy fahatereny, nefa na dia eo aza izany dia mbola manaraka ny fanaony sy ny làlan'izy ireo, ka raha miditra amin'io lavaka tery dia narahin'izy ireo! tompo Allah anie manampy atsika.

Fanehona ny dikanteny

57 Ny teny
EN English Anglisy
UR اردو Ordo
ES Español Espana
ID Indonesia Indoneziana
UG ئۇيغۇرچە Aigoria
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
DE Deutsch Alimanina
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
KY Кыргызча Kargaria
NE नेपाली Nepalianina
YO Yorùbá Yorianina
LT Lietuvių Litoanianina
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
SO Soomaali Somalianina
TG тоҷикӣ Tajakianina
RW Kinyarwanda Keniaroandia
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
CS Čeština Tsekianina
MOS Moore الموري
OM Oromoo Oromianina
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
AZ Azərbaycan Azerianina
UZ O‘zbek Ozbekianina
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
KMR Kurmancî الكرمنجية