عَنْ أَنَسٍ رَضيَ اللهُ عنه قَالَ:
كَانَتْ عَامَّةُ وَصِيَّةِ رَسُولِ اللهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ حِينَ حَضَرَهُ الْمَوْتُ: «الصَّلَاةَ وَمَا مَلَكَتْ أَيْمَانُكُمْ، الصَّلَاةَ وَمَا مَلَكَتْ أَيْمَانُكُمْ»، حَتَّى جَعَلَ رَسُولُ اللهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ يُغَرْغِرُ بِهَا صَدْرُهُ، وَمَا يَكَادُ يُفِيضُ بِهَا لِسَانُهُ.

Tatitra azo avy tamin'i Anas (R.A) niteny :
Ny hafatra ankapoben'ny Mpaminany (S.A.W) rehefa tonga taminy ny fahafatesana dia : “Ny Swalat sy izay eo ambany fahefanareo, mandra-pahatongan'ny Mpaminany niala aina sy sempotra tamin'ny tratrany, ary saika tsy nahavita namoaka izany ny lelany.

Mari-pototra رواه النسائي في السنن الكبرى وابن ماجه Mosnad Ahmad - 12169

Ny fanazavana

Ny ankamaroan'ny didin'ny Mpaminany (S.A.W) ho an'ny vahoakany fony izy teo amin'ny fahorian'ny fahafatesana, dia izao : Manolora tena amin'ny fivavahana ianareo ary mifikira amin'izany, ary aza manao tsinontsinona izany, ary tanteraho koa ny zon'ireo ambany fahefanareo amin'ny andevo lahy sy vavy, dia naveriny hatrany mandra-pialàn'ainy teo amin’ny tendany, ary zara raha nanonona izany ny lelany.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny maha zava-dehibe ny vavaka sy ny zony eo ambany fahefana. Satria ny Mpaminany (S.A.W) no nanoro azy ireo ho toy ny zavatra farany natolony.
  2. Anisan’ny zon’I Allah lehibe indrindra amin’ny mpanompony ny vavaka, ary anisan’ny zo lehibe indrindra amin’ny zavaboary ny fanatanterahana ny zon’ny zavaboary, indrindra fa ireo malemy sy ireo eo ambany fahefany ankoatra ny taranaka.

Fanehona ny dikanteny

41 Ny teny
EN English Anglisy
ID Indonesia Indoneziana
BN বাংলা Bengaly
TR Türkçe Torkia
RU Русский Rosiana
BS Bosanski Bosnia
SI සිංහල Sinhala
HI हिन्दी India
ZH 中文 sinoa
FA فارسی Persiana
VI Tiếng Việt Vietnamiana
TL Tagalog Tagaloga
KU Kurdî Kordia
HA Hausa Hosia
PT Português portogalîa
ML മലയാളം Malayalamia
TE తెలుగు Teljo
SW Kiswahili saohilia
TA தமிழ் Tamily
MY မြန်မာ Birmana
TH ไทย Tailandia
PS پښتو Pasito
AS অসমীয়া Asamia
SQ Shqip Albany
SV Svenska Soedianina
AM አማርኛ Amharika
NL Nederlands Holandia
GU ગુજરાતી Gojratia
PRS دری Aldoria
SR Српски serbianina
RO Română Romaniana
HU Magyar Hongariana
MOS Moore الموري
KN ಕನ್ನಡ Kanadianina
WO Wolof الولوف
UK Українська Okranianina
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية